|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy vaky atatra |
| Singan-teny | 2 tsy, 3 vaky, 4 atatra |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 impudent, éhonté
[1.3] |
| Ohatra |
8 Araka ny filazany, dia olon-dratsy sy tsy vakiatatra daholo ireny olona ireny.
[2.4]
|
| Tsipelina hafa | 9 tsy vakiatatra |
| Tovy hevitra | 10 tsy vaky afero |
| Tohi-kevitra | 11 vaky atatra |
| Fivaditsoratra | 12 tsyvakiatatra, tsy vaky atatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|